Eksodosy 28:33 MG1865

33 Ary asio sarin'ampongaben-danitra manga sy volomparasy sy mena manodidina eny amin'ny moron-tongony, ary famohamandry volamena kosa eo anelanelany manodidina:

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 28

Jereo Eksodosy 28:33 amin'ny teny manodidina.