Eksodosy 29:22 MG1865

22 Ary alao ny saboran'ny ondrilahy sy ny hofany sy ny safo-drorohany sy ny ila-atiny lehibe sy ny voany roa mbamin'ny fonom-boany ary ny soroka ankavanana; fa ondrilahy fanakanana izy;

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 29

Jereo Eksodosy 29:22 amin'ny teny manodidina.