Eksodosy 29:26 MG1865

26 Ary alao ny tratran'ny ondrilahy fanokanana an'i Arona, ka ahevahevao ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah; dia ho anjaranao izany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 29

Jereo Eksodosy 29:26 amin'ny teny manodidina.