25 Dia raiso amin'ny tànany izany, ka dory ho fofona eo ambonin'ny alitara, miaraka amin'ny fanatitra dorana ho hanitra ankasitrahana eo anatrehan'i Jehovah, dia fanatitra atao amin'ny afo, ho an'i Jehovah.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 29
Jereo Eksodosy 29:25 amin'ny teny manodidina.