Eksodosy 29:34 MG1865

34 Ary raha misy sisa tsy lany amin'ny henan'ny fanatitra fanokanana, na amin'ny mofo, ka tra-maraina, dia hodoranao amin'ny afo ny sisa tsy lany: tsy hohanina izany, satria masina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 29

Jereo Eksodosy 29:34 amin'ny teny manodidina.