33 Ary izy na hihinana izany zavatra izany, izay nanaovana fanavotana ho azy, mba hanokanana sy hanamasinana azy; fa ny vahiny tsy mba hihinana, satria masina izany.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 29
Jereo Eksodosy 29:33 amin'ny teny manodidina.