Eksodosy 29:40 MG1865

40 ary koba tsara toto ampahafolon'ny efaha voaharoharo diloilo voavely ampahefatry ny hina sy divay ampahefatry ny hina, ho fanatitra aidina amin'ny isan-janak'ondry iray.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 29

Jereo Eksodosy 29:40 amin'ny teny manodidina.