Eksodosy 29:9 MG1865

9 Ary fehezo amin'ny fehin-kibo izy, dia Arona sy ny zanany, ary fehezo aminy ny satroka boribory; ary ho azy ny fisoronana ho lalàna mandrakizay. Dia toy izany no hanokananao an'i Arona sy ny zanany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 29

Jereo Eksodosy 29:9 amin'ny teny manodidina.