Eksodosy 3:1 MG1865

1 Ary Mosesy niandry ny ondry aman'osin'i Jetro rafozany, mpisorona tao Midiana, dia nitondra ny ondry aman'osy tany ankoatry ny efitra ka nankany Horeba, tendrombohitr'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 3

Jereo Eksodosy 3:1 amin'ny teny manodidina.