Eksodosy 3:10 MG1865

10 Koa avia ankehitriny ianao hirahiko ho any amin'i Farao hitondra ny Zanak'Isiraely oloko hivoaka avy any Egypta.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 3

Jereo Eksodosy 3:10 amin'ny teny manodidina.