Eksodosy 3:16 MG1865

16 Mandehana, dia angòny ny loholon'ny Isiraely, ka lazao aminy hoe: Efa niseho tamiko Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, dia Andriamanitr'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, ka nanao hoe: Efa namangy anareo tokoa Aho ka nahita ny anaovana anareo atỳ Egypta;

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 3

Jereo Eksodosy 3:16 amin'ny teny manodidina.