Eksodosy 3:20 MG1865

20 Dia haninjitra ny tanako Aho ka hamely an'i Egypta amin'ny fahagagana rehetra izay hataoko eo aminy; ary rehefa afaka izany, dia vao handefa anareo izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 3

Jereo Eksodosy 3:20 amin'ny teny manodidina.