4 Ary rehefa hitan'i Jehovah fa nivily hizaha izy, dia niantso azy tao afovoan'ny roimemy Andriamanitra ka nanao hoe: Ry Mosesy, ry Mosesy! Dia hoy izy: Inty aho.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 3
Jereo Eksodosy 3:4 amin'ny teny manodidina.