Eksodosy 3:7 MG1865

7 Ary hoy Jehovah: Efa hitako tokoa ny fahorian'ny oloko izay any Egypta, ary efa reko ny fitarainany noho ny ataon'ny mpampiasa azy; eny, fantatro ny alahelony;

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 3

Jereo Eksodosy 3:7 amin'ny teny manodidina.