Eksodosy 30:12 MG1865

12 Raha maka ny isan'ny Zanak'Isiraely araka ny fandaminana azy ianao, dia samy handoa avotry ny ainy avy ho an'i Jehovah ny isan-olona, raha alamina izy, mba tsy hisy areti-mandringana hanjo azy, raha alamina izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 30

Jereo Eksodosy 30:12 amin'ny teny manodidina.