Eksodosy 30:13 MG1865

13 Izao no haloan'izay re­hetra voalamina, dia antsasaky ny sekely avy araka ny sekely masina (gera roa-polo ny sekely iray), eny, antsasaky ny sekely ho fanatitra ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 30

Jereo Eksodosy 30:13 amin'ny teny manodidina.