Eksodosy 30:9 MG1865

9 Aza manatitra ditin-kazo manitra tsy izy eo ianareo, na fanatitra dorana, na fanatitra hohanina; ary aza manidina fanatitra aidina eo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 30

Jereo Eksodosy 30:9 amin'ny teny manodidina.