8 ary raha mampirehitra ny lela fanaovan-jiro Arona nony hariva no handoroany izany koa; ditin-kazo mani-pofona eo anatrehan'i Jehovah mandrakariva hatramin'ny taranakareo fara mandimby izany.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 30
Jereo Eksodosy 30:8 amin'ny teny manodidina.