Eksodosy 31:14 MG1865

14 Koa tandremo ny Sabata, fa masina aminareo izany; izay tsy manamasina azy dia hatao maty tokoa, fa izay rehetra manao raharaha amin'izany dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 31

Jereo Eksodosy 31:14 amin'ny teny manodidina.