15 Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena fitsaharana ka masina ho an'i Jehovah: izay rehetra manao raharaha amin'ny andro Sabata dia hatao maty tokoa.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 31
Jereo Eksodosy 31:15 amin'ny teny manodidina.