24 Ary hoy izaho taminy: Na zovy na zovy manam-bolamena, aoka handrombotra izany izy, ka dia nomeny ahy; ary natsipiko tao anaty afo izany, ka io ombilahy kely io no nivoaka.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 32
Jereo Eksodosy 32:24 amin'ny teny manodidina.