Eksodosy 32:34 MG1865

34 Mandehana ankehitriny, ka ento ny olona ho any amin'izay efa nolazaiko taminao; indro, ny Anjeliko no hitarika anao eo aloha; ary amin'izay andro hamaliako dia hamaly azy noho ny fahotany Aho.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 32

Jereo Eksodosy 32:34 amin'ny teny manodidina.