Eksodosy 33:13 MG1865

13 Koa ankehitriny, raha nahita fitia eo imasonao aho, dia ampahafantaro ny lalanao hahalalako Anao, mba hahitako fitia eo imasonao; ary hevero fa olonao ity firenena ity.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 33

Jereo Eksodosy 33:13 amin'ny teny manodidina.