Eksodosy 33:19 MG1865

19 Fa hoy kosa Jehovah: Izaho hampandalo ny fahatsarako rehetra eo anatrehanao ka hanonona ny anaran'i Jehovah eo anatrehanao; fa hiantra izay hiantrako Aho, ary hamindra fo amin'izay hamindrako fo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 33

Jereo Eksodosy 33:19 amin'ny teny manodidina.