Eksodosy 33:20 MG1865

20 Ary hoy koa Izy: Tsy mahazo mahita ny tavako ianao; fa tsy misy olona mahita Ahy ka ho velona.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 33

Jereo Eksodosy 33:20 amin'ny teny manodidina.