Eksodosy 34:1 MG1865

1 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Manamboara ho anao vato fisaka roa tahaka ilay teo, dia hosoratako amin'ireo vato fisaka ireo ny teny izay tamin'ilay vato fisaka teo, izay novakivakinao;

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34

Jereo Eksodosy 34:1 amin'ny teny manodidina.