2 ary aoka hivonona ianao mandra-pahamaraina; dia miakara raha maraina ho ao amin'ny tendrombohitra Sinay, ka mitsangana eo anatrehako ao an-tampon'ny tendrombohitra.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34
Jereo Eksodosy 34:2 amin'ny teny manodidina.