Eksodosy 34:3 MG1865

3 Ary aoka tsy hisy olona hiakatra afa-tsy ianao, ary aoka tsy hisy olona ho hita eny amin'ny tendrombohitra Sinay rehetra; ary ny ondry aman'osy koa sy ny omby dia aoka tsy hisy handrasana eny akaikin'izany tendrombohitra izany

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34

Jereo Eksodosy 34:3 amin'ny teny manodidina.