Eksodosy 34:32 MG1865

32 Ary rehefa afaka izany, dia nanakaiky koa ny Zanak'Isiraely rehetra; ary Mosesy nandidy azy araka izay rehetra nolazain'i Jehovah taminy tao amin'ny tendrombohitra Sinay.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34

Jereo Eksodosy 34:32 amin'ny teny manodidina.