6 Ary Jehovah nandalo teo anatrehany ka niantso hoe: Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo sy miantra, mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana,
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34
Jereo Eksodosy 34:6 amin'ny teny manodidina.