Eksodosy 36:22 MG1865

22 Ary lahiny roa no amin'ny zana-kazo iray, ka nasiany izay hikambanany; izany no nanaovany ny zana-kazo rehetra tamin'ny tabernakely.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 36

Jereo Eksodosy 36:22 amin'ny teny manodidina.