Eksodosy 36:29 MG1865

29 Ary nakambana ho iray izy hatramin'ny ambany ka hatramin'ny ambony, ka nasiana vava vola iray ihany; nataony toy izany avokoa izy roa ho eo amin'ny zorony roa.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 36

Jereo Eksodosy 36:29 amin'ny teny manodidina.