Eksodosy 37:20 MG1865

20 Ary teo amin'ny fanaovan-jiro dia nisy vodi-voniny efatra natao tahaka ny vonin'ny amygdala, mbamin'ny kiboriny sy ny voniny,

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 37

Jereo Eksodosy 37:20 amin'ny teny manodidina.