Eksodosy 37:21 MG1865

21 dia kiboriny iray eo ambanin'ny sampany roa sady miray aminy, ary kiboriny iray eo ambanin'ny sampany roa sady miray aminy, ary kiboriny iray eo ambanin'ny sampany roa koa sady miray aminy; dia amin'ny sampany enina izay miray amin'ny fanaovan-jiro.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 37

Jereo Eksodosy 37:21 amin'ny teny manodidina.