Eksodosy 38:26 MG1865

26 beka iray isan-olona, dia antsasaky ny sekely araka ny sekely masina, no naloan'izay rehetra voalamina, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia olona dimam-polo amby diman-jato amby telo arivo sy enina hetsy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 38

Jereo Eksodosy 38:26 amin'ny teny manodidina.