Eksodosy 38:27 MG1865

27 Ary ny volafotsy talenta zato dia narendrika nanaovana ny faladian'ny fitoerana masina sy ny faladian'ny efitra lamba: dia faladia zato tamin'ny talenta volafotsy zato, talenta iray ny faladiany iray.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 38

Jereo Eksodosy 38:27 amin'ny teny manodidina.