Eksodosy 39:14 MG1865

14 Ary ny vato dia nalahatra araka ny anaran'ny firenen'ny Zanak'Isiraely, dia roa ambin'ny folo araka ny anarany; ary nisy soratra toy ny amin'ny fanombohan-kase ho an'ny firenena roa ambin'ny folo araka ny anarany avy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 39

Jereo Eksodosy 39:14 amin'ny teny manodidina.