Eksodosy 39:16 MG1865

16 Ary nanao randram-bolamena roa sy vava volamena roa izy; ary ny vava vola dia nataony teo amin'ny zorony roa ambony amin'ny saron-tratra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 39

Jereo Eksodosy 39:16 amin'ny teny manodidina.