Eksodosy 39:29 MG1865

29 Ary ny fehin-kibo nataony rongony fotsy madinika voahasina sy manga sy volomparasy ary mena, asan'ny mahay tenona samy hafa soratra, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 39

Jereo Eksodosy 39:29 amin'ny teny manodidina.