Eksodosy 39:5 MG1865

5 Ary ny fehin-kibo momba ny efoda, izay teo amboniny, dia niray taminy sady nitovy tarehy taminy, ka nataony volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 39

Jereo Eksodosy 39:5 amin'ny teny manodidina.