Eksodosy 39:7 MG1865

7 Ary nataony teo amin'ny soroky ny efoda ny vato, ho vato fahatsiarovana ho an'ny Zanak'Isiraely, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 39

Jereo Eksodosy 39:7 amin'ny teny manodidina.