Eksodosy 39:8 MG1865

8 Ary nanao ny saron-tratra tamin'ny asan'ny mpanenona mahay izy, tahaka ny nanaovana ny efoda, dia volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 39

Jereo Eksodosy 39:8 amin'ny teny manodidina.