Eksodosy 4:19 MG1865

19 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy tany Midiana: Mandehana miverina any Egypta, fa maty ny olona rehetra izay nitady ny ainao.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 4

Jereo Eksodosy 4:19 amin'ny teny manodidina.