Eksodosy 4:9 MG1865

9 Ary raha tsy hino izany famantarana roa izany aza izy, na hihaino ny feonao, dia haka rano avy ao Neily ianao, ka haidinao amin'ny tany maina; ary izay rano alainao avy ao Neily dia ho tonga rà eo amin'ny tany maina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 4

Jereo Eksodosy 4:9 amin'ny teny manodidina.