Eksodosy 40:19 MG1865

19 Ary namelatra ny lay teo ambonin'ny tabernakely izy, ary ny firakotry ny lay nataony teo amboniny, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 40

Jereo Eksodosy 40:19 amin'ny teny manodidina.