Eksodosy 40:32 MG1865

32 Raha niditra tao amin'ny trano-lay fihaonana izy, ary raha nanakaiky ny alitara, dia nisasa izy, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 40

Jereo Eksodosy 40:32 amin'ny teny manodidina.