Eksodosy 6:14 MG1865

14 Izao no lohan'ny fianakaviany: Ny zanakalahin-dRobena, lahimatoan'Isiraely, dia Hanoka sy Palo sy Hezrona sy Karmy; ireo no fokom-pirenen-dRobena.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 6

Jereo Eksodosy 6:14 amin'ny teny manodidina.