Eksodosy 6:29 MG1865

29 dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Izaho no Jehovah; koa lazao amin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, izay rehetra lazaiko aminao.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 6

Jereo Eksodosy 6:29 amin'ny teny manodidina.