Eksodosy 7:10 MG1865

10 Ary Mosesy sy Arona nankao amin'i Farao ka nanao araka izay efa nandidian'i Jehovah; dia natsipin'i Arona teo anatrehan'i Farao sy teo anatrehan'ny mpanompony ny tehiny, ka tonga menarana iny.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 7

Jereo Eksodosy 7:10 amin'ny teny manodidina.