Eksodosy 7:2 MG1865

2 Hianao hilaza izay rehetra nandidiako anao, ary Arona rahalahinao kosa hilaza amin'i Farao, mba handefasany ny Zanak'Isiraely hiala amin'ny taniny,

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 7

Jereo Eksodosy 7:2 amin'ny teny manodidina.